Sport

Orange Pro League Nisaraka tsy nisy naratra ny 3FB sy Dato


  • Alarobia 15 Martsa 2023

Nahita lalao niady ny mponina ao Toliara nandritry ny fihaonan'ny 3FB sy Dato omaly tao amin'ny kianja Maître Kira.

Nifamalivaly ny fanafihana ary nihoraka ny mpijery raha nanokatra ny isa ny tompo-tanàna tamin'ny alalan'i Margerito (13). Namaly bontana avy hatrany anefa ry zareo Farafangana ka nanasahala ny isa i Santatra. Mbola io Santatra io ihany no nampiditra ny baolina faharoa (81) nefa telo minitra taty aoriana dia nahafaty baolina ny 3FB raha nokobanin'i Tovo Kely ny harato. Io isa 2 noho 2 io no nisarahana .
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT