Sport

Savaranonandon’ny ligin’Analamanga Nirava ady sahala i Sainte Anne sy Fanalamanga


  • Alatsinainy 13 Martsa 2023

Tontosa ny sabotsy teo ny lalao savaranonando teo amin’ireo klioba divizionina voalohany hifaninana anaty ligin’Analamanga.

Tetsy amin’ny kianjan’ny Carion moa no nanatontosana ireo lalao. JFFA nandresy ny Net foot. COSPN nandresy ny FC Raid Espoir tamin’ny isa 2 noho 1. Sainte Anne sy Fanalamanga kosa nirava ady sahala 2 noho 2, raha ny voka-dalao voaray hatreto hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT