• Alatsinainy 19 Desambra 2022
Sport.Taranja Rugby Mankalaza ny faha-100 taonany ny USA Ankadifotsy

Fotoam-pivavahana natao tetsy amin'ny FJKM Ankadifotsy no nanokafana ny fankalazana ny faha-100 taonan'ny USA(Union Sportive d'Ankadifotsy) eo amin'ny tontolon'ny lalao baolina lavalava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2022
Sport.Lalaon’ny Nosy eny amin’ny Tanamasoandro Nijanonana ho fampanantenana poakaty indray

Nanatanteraka fitsidihana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena eo an-dalam-pamitana toy ny dobo filomanosana olaimpika sy ny kianja mitafo mahazaka mpijery 4.000 ao renivohim-paritry ny Boeny omaly 15 desambra 2022

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Sport.Lalaon’ny nosy Amin’ny 2023 ny fotoana eto Madagasikara

Nivory nanomboka omaly 14 desambra hifarana rahampitso zoma 16 desambra ireo mpikambana eo anivon’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2022
Sport.Sayha Seha Malagasy milalao ao amin’ny Olympique de Marseille

Nantsoin'ny mpanazatra Igor Tudor hanatevina ny ekipa A ny Olympique de Marseille any Frantsa i Sayha Seha amin'izao ao anatin'ny fanomanana ny tapan'ny faharoa ny taom-pilalaovana ao amin'ny Ligy 1.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Sport.Tinoka Roberto « Ny lalaon’ny nosy no tena mahamaika antsika »

Hita ho mipoipoitra indray ato anatin’ny roa herinandro izao ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena Tinoka Roberto raha tsy re sy tsy hita am-bolana maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Sport.Fanamboarana ny kianjan’ny Barea Misy trosa tsy voaloa, mitaky ny volany ireo orinasa

Orinasa miisa telo izay “sous traitant” tao amin’ny Kianjan’i Mahamasina (Barea) no mitaraina ankehitriny fa efa herintaona mahery izao no nahavitain’ny asa,

Hamaky ny tohiny
FTT