• Alatsinainy 06 Febroary 2023
Sport.Nafana ny fandraisana ny BAREA Andrasana ilay « prime » nampanantenaina

Tonga omaly ny Barea ary notsenaina tamin'ny fomba makotrokotroka nanomboka teny Ivato ka hatrany amin'ny kianja ben'ny Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Sport.Koloina Razafindranaivo na « Rakool » Handray 37.600.000 Ariary isam-bolana

Mitentina 96.000 Euro isan-taona na 8000 Euro isam-bolana ny karama ho raisin’i Koloina Razafindranaivo na « Rakool »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Sport.Tsipy kanetibe Nodimandry i Gérard Naturel

Misaona ny tontolon'ny taranja tsipy kanetibe eto Madagasikara. Nodimandry ny sabotsy 4 febroary lasa teo i Gérard Naturel izayy filohan’ny federasiona malagasin’ny Tsipy kanetibe teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Sport.Baolina kitra CHAN Ao tsara ary tena vonona ny Barea

Ny handrombaka io laharana fahatelo io no tanjonay rehetra aty ary efa vonona daholo ireo mpilalao. Isany notenin'i Roro Rakotondrabe omaly io, raha tafaresaka taminay izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Sport.Baolina kitra Lasa any Libye koa i Tsiry

Novidian'ny Libyanina koa i Tsiry. Hilalao ao amin'ny club Al Attihad koa izy. Saingy hatreto dia try fantatra ny sandan'ny fifanarahana tsy toy ny tamin'i Rakoul.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Sport.Roro Rakotondrabe Mpanazatra mpanao fahagagana

Tsy kisendrasendra ireo vokatra azon'i Roro na Romuald Rakotondrabe raha ny lalana nodiaviny no asian-teny .

Hamaky ny tohiny
FTT