Sport

Rallye Nodimandry i Raplay


  • Talata 18 Aprily 2023

Misaona ny tontolon'ny familiana fiarakodia . Nodimandry tany Paris i Yves Ramanantsoa fantatry ny maro amin'ny anaram-bositra hoe Raplay.

Itompokolahy dia efa mpitam-bolan'ny federasiona ny Sport Automobile fony Rado Razakaboana no filoha. Efa mpanamory mpanampy an'i Mamy Kely koa izy nandritry ny Fiodinana ny nosy La Réunion .Izahay eto amin'ny Tia Tanindrazana dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny fianakaviany.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT