• Alatsinainy 03 Aprily 2023
Sport.Volleyball Any Antsirabe no ambohipihaonana

Hifamotoana any Antsirabe indray ny mpilalao volleyball mandritry ny herinandro ny 7 ka hatealin'ny 14 aprily.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2023
Sport.Roro Rakotondrabe "Miankina amin'ny teboka maromaro ny handraisako na tsia ny Barea A"

Ambeti-tenin'ny mpitia kitra ny anaran'i Roro Rakotondrabe taorian'iny fametraha-pialanan'i Nicolas Dupuis iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Martsa 2023
Sport.Barea Vita ny CAN, mody i Dupuis !

Tapitra Vita ny fampisehoana an'i Dupuis , tsy nisy nandeha tamin'ny laoniny ny kajikajy. Tapi-dalan-kaleha izy ka hany heriny nametra-pialana ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Sport.Nopotehin-dry be politika ny BAREA Natao kitsapatsapa toy ny fitantanana ny firenena

Resy sy niondrika tamin’ny isa 2-0 indray ny Barean’i Madagasikara tany Douala Cameroun omaly rehefa nomontsanin’i Centrafrique tamin’ny isa mavesatra 3-0 tetsy Mahamasina ny alakamisy 23 martsa 2023 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Sport.CAN 2023 Nibaby kitra indray ny Barea !

Raha tena manakambo i Nicolas Dupuis dia tokony miala amin'izay fa tena manala-baraka ny zavatra asehony. Resy indray mantsy ny Barea omaly tany Douala nanoloana ny Centrafrique.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Sport.Amboara eran-tany Basketball U-19 Etazonia no hifandona voalohany amin’ i Madagasikara

Hihaona avy hatrany amin’ny tompon’ny amboara eran-tany amin’ny Basketball ny Ankoay vao manomboka. Etazonia

Hamaky ny tohiny
FTT