• Talata 09 Mey 2023
Sport.Clio Trophy Laharana fahatelo i Mika

Tonga laharana fahatelo i Mika Rasoamaromaka nandritry ny fiadiana ny tompondakan'i Lafrantsa Clio Trophy lalan-tany farany teo tany Castine.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Sport.Fifidianana filohan’ny federasionin’ny Rugby Kandida tokana no namaly ny antso

Tafapetraka eo anivon'ny minisiteran'ny tanora sy fanatanjahantena omaly 8 mey 2023 ny fitanana an-tsoratra ny filatsahan-kofidian'ny olona ho filohan'ny Malagasy Rugby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Sport.Rallye Motul Vory lanona ny andrarezina

Raikitra indray e ! Hanomboka ny taom-pilalaovana ny Rallye toy ny mahazatra ny klioba FMMSAM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Sport.Patrice Beaumelle «Manana ny kalitaony i Rakool»

Isan'ireo mpilalao mbola ajoroko matetika i Koloina, hoy i Patrice Beaumelle, mpanazatra ny klioban’ny baolina kitra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Sport.Basketball Nodimandry i Rapo Devise

Misaona ny Fanantanjahantena malagasy. Nodimandry omaly tany Lafrantsa i Rapo Devise. Olobe''ny Toliara ary modely ho an'ny tanora maro i Rapo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Sport.Allan Rakotovazaha Te hanaraka ny dian’i Iker Casillas

Te ho tonga matihanina sy hahazo amboara amina fifaninanana goavana aho, hoy ny mpiandry tsatoby sady kapitenin’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy latsaky ny 23 taona na Barea U23,

Hamaky ny tohiny
FTT