• Alakamisy 06 Aprily 2023
Sport.Orange Pro League Hangotraka indray Ampasambazaha

Tena hiady ity andro faha 13 ny Orange Pro League ity satria maromaro ireo lalao izay ho sarotra ny ahita ny mpandresy. Isan'ireo ity lalao handraisanan'ny Zanakala an'ny Disciples amin'ny alahady ao Ampasambazaha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2023
Sport.Baolina Kitra Nisesisesy ireo fiofanana nokarakarain’ny UEFA

Delegasiona mafonja avy amin'ny UEFA ( Baolina Kitra any Eoropa) no tonga eto amintsika efa ho herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Sport.Taekwondo Efa niditra fampivondronana sahady

Vonona hanatratra izay fara heriny ny taekwondo malagasy raha araky ny filazan'ny filohan'ny federasiona Christian Ramanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Sport.Rallye Terre des Causses Laharana fahadimy i Faniry Rasoamaromaka

Azo lazaina fa tsara ny vokatra ho an'i Faniry sy Mika zanaky i Hery Rasoamaromaka izay Governoran' Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2023
Sport.Orange Pro League Lavo ny Ajesaia

Teknika fa tsy angovo hoy ny filamatry ny Ajesaia. Saingy ny sabotsy teo tany Toamasina dia sady tsy teknika no tsy angovo nanoloana ny Fanalamanga izay tena tongatonga araky ny fiteny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2023
Sport.Fanomanana ireo taniketsan’ny lomano Tontosa tetsy amin’ny ESCA ny “Interclasse 2023”

Tontosa ny sabotsy teo tetsy amin’ny dobo filomanosana etsy amin’ny ESCA Antanimena ny fifaninanana “Interclasse 2023”

Hamaky ny tohiny
FTT