Sport

Ady totohondry Ho avy ny sazy ho an’ny ligy tsy mampanao fifaninanana


  • Alakamisy 04 Mey 2023

Manana mpikatroka maherin’ny 92 kilao na 100 kilao mihitsy isika raha ilaina hiatrika ny lalaon’ny nosy, hoy ny filohan’ny federasionin’ny taranja ady totohondry,

Hery Mamy Rabarisoa. Misy, hoy izy, any Diana sy Menabe izay hiakatra eto Antananarivo ato ho ato. Efa misy sokajy vaventy na «poids lourd» izao hikatroka etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina amin’io 14 mey io. Hananantsika daholo izany ireo sokajy miisa 10 takiana raha ilaina. 10 ny an’ny lehilahy dia 10 vehivavy. Ho an’ireo ligy tsy mamela ny atleta hanao fifaninanana dia ho avy amin’izay ny sazy satria dia fantatra fa tsy vitan’izay fa dia manaratsy ilay taranja koa izy ireo, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT