- Zoma 14 Aprily 2023
Sport.Lalaon'ny Nosy Mbola i Roro Rakotondrabe no hitazona ny Barea
Fantatra omaly fa i Roro Rakotondrabe no voatazona hanazatra ny Barea mandritra ny Lalaon'ny Nosy hototosaina eto amintsika ny 23 aogositra ka hatramin'ny 3 septambra.
Hamaky ny tohiny
