- Talata 30 Mey 2023
Sport.Volley-ball - Tompondakan'i Madagasikara Nanao poa-droa ny Zandary
Tsy niady ny famaranana ny fiadiana ny tompon-dakan'i Madagasikara teo amin'ny volley-ball. Nataon'ny Zandary
Hamaky ny tohinyTsy niady ny famaranana ny fiadiana ny tompon-dakan'i Madagasikara teo amin'ny volley-ball. Nataon'ny Zandary
Hamaky ny tohinyVavao mahafaly, tena mahafaly, no nentin',ireo mpilalao handball zazavavy Malagasy avy atsy Afrika Atsimo nandritry ny fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika Faritra fahaenina.
Hamaky ny tohinyNotanterahina teto Antananarivo ny 27-28 mey 2023 teo ny Fihaonamben’ny mpikatroka karaté eto Madagasikara ka manodidina 1500 ny mpandray anjara tamin’izany,
Hamaky ny tohinyTafahoana any Toamasina ireo klioba matanjaka eo amin'ny sokajy N1 lahy sy vavy. Fantatra omaly hariva ireo ekipa vehivavy hiatrika ny manasa-dalana anio.
Hamaky ny tohinyMila manono baolina roa mba ho sahala dia hita avy ny tohiny. Izay no finoan',ireo mpanohana ny Disciples FC mipetraka any Betafo.
Hamaky ny tohinyEfa any amin'ny Rallye International de Madagascar ny mason'ny rehetra. Asa aloha na dia hisy vahiny ho avy araka ny anarany fa ny azo antoka dia tena hiady mafy ny lalao amin'ireo andro ireo.
Hamaky ny tohiny