- Alatsinainy 05 Jona 2023
Sport.Grand Rallye de Madagascar Vidy Varotra
Fandresena voalohany ho an'ny ASACM ny lalana
Hamaky ny tohinyFandresena voalohany ho an'ny ASACM ny lalana
Hamaky ny tohinyLasa tena resabe ilay lisitra navoakan'i Roro. Midika izany fa tena betsaka mpanaraka sy mpankafia hatreto ny Barea na dia efa tapi-dalan-kaleha aza taorianan'iny fandresena indroa nanoloana ny Centrafrique iny .
Hamaky ny tohinyTaorian’ny faharesena an-jaridaina ny alin’ny sabotsy teo tamin’ny isa mazava 1 noho 3 dia rava hatreo ny fanantenan-dry Rayan Raveloson sy ny namany ao amin’ny A.J.
Hamaky ny tohinyVoaporofo ny faran'ny herinandro teo fa tena manana mpilalao kanetibe tena mahay ny ao Betafo.
Hamaky ny tohinyFarany vao tena nisy ventiny ny zava-bitan'ny Ankoay izay nandresy ny Frantsay tamin'ny isa 21 noho 20 omaly nandritra ny fiadiana tompondaka erantany amin'ny Basketball lalaovin'olona 3 any Vienne Autriche.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny fahanginany i Roro Rakotondrabe taorian'ny nanendrena azy ho mpanazatran'ny Barea A. Voninahitra an-tsobika izany ka tsy azo atao am-patambary raha ny nambarany.
Hamaky ny tohiny