• Alakamisy 25 Mey 2023
Sport.Mpanazatra Barea A Mety tsy ho raikitra indray Fabiano Costa !

Efa nanaiky hitondra ny Barea A i Fabiano Costa na dia somary nananosarotra aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Sport.Rugby - Amboaran'i Afrika Nandresy ny Makis vehivavy

Nivoaka ho mpandresy ny Makis vehivavy tetsy Andohatapenaka raha nihaona tamin'ny Kamerona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Sport."Pique-nique géant FRESH" Hafana ny fiarahana amin’ny AmbondronA sy Zay

Sambany no hikarakara hetsika miavaka ny orinasa Star mandritra ny fankalazana ny fetin’ny Pentekosta ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Sport.Federasionin’ny ady totohondry «Mba tsy ho herinandro mialohan’ny lalaon’ny nosy vao omena anay ilay fitaovana»

Hiverina ny 2 jolay izao indray ny fampivondronana ireo mpikatroka taranja ady totohondry handray anjara amin’ny lalaon’ny nosy aty amin’ny ranomasimbe indianina, hoy ny filohan’ny federasionin’ity taranja ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Sport.Atletisma Mahavelom-bolo ny vitan'i Sidonie sy Claudine

Raha mbola variana amin'ny fanomanantena any Sina ny atleta malagasy izay tsy dia handrenesam-peo firy dia

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Sport.Basketball 3x3 Herinandro sisa

Vonona ny ekipa malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany eo amin'ny baskety lalaovin'olona telo Efa andro maromaro izay ry Elly,

Hamaky ny tohiny
FTT