- Alakamisy 01 Jona 2023
Sport.Basketball - Ankoay Brezila sy Frantsa indray ny anio
Miditra amin'ny andro faharoa ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin'ny basket 3x3 tontosaina any Vienne Autriche. Hihaona amin'ny Brezila indray ry Elly sy ny namany anio amin'ny 7 ora sy 40 mn.
Hamaky ny tohiny
