Sport

Tennis- Amboara Davis Tsara fanombohana ny Malagasy


  • Alakamisy 22 Jona 2023

Fandresena 3 noho 0 no azon'ny Malagasy omaly tany Kinshasa raha nihaona tamin'ny Lesotho. I Roméo

Rakotomalala no nanokatra ny lalana raha nandresy an'i Neo Makhake tamin'ny seta 2 noho 1 (3/6 ; 6/2 ; 6/3) I Lucas Andriamasilalao indray dia nampiondrika any Mpho Leshoele (6/0 ; 6/3) Teo amin'ny olon-droa miaraka indray dia nandresy an'i Lerato Mathibela sy Elliot Khojane i Fenosoa Rasendra sy Nicolas Raharivony (6/2 ; 6/0). Amin'ny zoma izao indray no hihaona amin'ny Ouganda ny ekipa malagasy mandritra ity fifaninanana hiakarana ao amin'ny Vondrona IV.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT