Sport

Baolina Kitra Tsy nandalo antsapaka ny klioba Pro League


  • Alakamisy 22 Jona 2023

Mbola azo lazaina ho amboaran'i Madagasikara ihany ve izao ataon'ny FMF izao satria tsy voahaja ilay endrika maha

amboara azy fa tonga dia tsy misy Pro League mihaona mihitsy nandritry ny 1/16 hotontosaina manomboka ny zoma izao . Tsy ao izany ilay tsirony maha amboara azy satria na dia mba te ahita izany hoe CFFA hihaona amin'ny Fosa izany aza mety hahafinaritra ihany nefa hatreto aloha dia eny amin'ny By Pass ny CFFA no handray ny Net Foot ny sabotsy ary ny Fosa Juniors kosa hihaona amin'ny FFAM ny alarobia 28 jona. Toy izao ny fandaharana ireo lalao hafa Sabotsy 24 jona - USCAFOOT # FC Rouge - Elgeco Plus # Kinga Sport - MAMA FC # CFTFC Kianja Alexandre Rabemananjara - Tsaramandroso Formation #:FC KB Alahady 25 jona Ambanja - ASA Nosy Be # FC Landric - Ambovombe - ASJM # Zanakala Antsirabe - Disciples FC # FOMELA Fenerive Est - JET Kintana # Kakambary - Tia Kitra # FC Mahavatsy Antananarivo - COSTA # EFFCA- Mi 20 Alarobia 28 jona Manakara - Dato # Réseaux Sport Zoma 30 jona - Ajesaia # US Pro .
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT