- Zoma 04 Mey 2018
Sosialy.Hani-masaka eny an-dalambe Tena mandeha be ny tsena amin’izao
Nahazo aina mihitsy ireo mpivarotra hani-masaka teny Analakely hatramin’ny niantombohan’ny tolona no mankaty.
Hamaky ny tohinyNahazo aina mihitsy ireo mpivarotra hani-masaka teny Analakely hatramin’ny niantombohan’ny tolona no mankaty.
Hamaky ny tohinySahirana ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Ankoatra ny tsy fisian’ny fandriampahalemana dia miakatra isan’andro ny vidim-piainana. Vao tsy ela akory izay no niakatra indray ny vidin’ny siramamy sy ny menaka raha efa saika iainana isan’andro ny fiakaran’ny vidin’ny kojakoja madinika toy ny savony …
Hamaky ny tohiny“Fitiavana ho an’ny rehetra. Tsy fankahalana an’iza na iza.” Io no teny filamatry ny avy eo anivon’ny fikambanana silamo Ahmadiyya.
Hamaky ny tohinyRamatoa iray no voakaikitry ny alika ka naratra mafy omaly teny Ankadilalampotsy teo amina toerana manakaiky Fiangonana iray. Teny an-dalana no fantatra voakaikitra ity ramatoa ity raha ny fitantaran’ireo nanatri-maso ary tena nipetaka mafy mihitsy ilay alika izay hita ho lehibe sy matanjaka tokoa.
Hamaky ny tohinyEfa misandrahaka amin'ny faritra maro any Alaotra ny masomboly vary safiotra na hybride. Ireo tantsaha ao amin'ny kaominina Ilafy amin'izao dia efa liana amin'ny fampiasana azy ity noho ilay izy vetivety foana dia efa miakatra ary tsy dia betsaka masonkarena.
Hamaky ny tohinyNiaiky tokoa mantsy Rasoloelison Lanto, ministry ny rano sy ny angovo ary ny akoran’afo omaly fa tena nisy tokoa ny tsy nety tamin’ny famaritana ny vidin-jiro nataon’izy ireo, indrindra fa ho an’ireo olona mampiasa ilay tarif 16 nefa mandany latsaky ny 130 Kwh ka tsy maintsy hanaovana vidin-jiro vaovao.
Hamaky ny tohiny