- Zoma 25 Mey 2018
Sosialy.Akanjo mafana Manomboka hifandrombahana eny an-tsena…
Raha somary mbola nangingina teo aloha teo ny tsenan’ireo mpivarotra akanjo mafana eto amintsika dia efa mandeha tsara ankehitriny.
Hamaky ny tohinyRaha somary mbola nangingina teo aloha teo ny tsenan’ireo mpivarotra akanjo mafana eto amintsika dia efa mandeha tsara ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMiezaka hatrany amin’ny fanampiana ireo fikambanana, vondron’olona, mila fanampiana aminy ireo fikambanana samy hafa misehatra amin’ny asa sosialy eto Toamasina, na eo aza ny olana samy hafa misy ara-politika sy ara-tsosialy misy eto amintsika izao, izay tena liana amin’ny fisian’izy ireo.
Hamaky ny tohinyAzo atao tsara ny mampidina hatrany amin’ny 30% ny fandaniana herinaratra eto Madagasikara, raha ny nambaran’ny solotenan’ny orinasa matanjaka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, Schneider Electric, Andry Ramaroson, eto amintsika.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fifanaovan-tsonia ataon’ny fitondrana amin’ireo fikambanana maneran-tany. Ny alarobia 16 mey teo no natao indray tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ny fifanaovan-tsonia ho fiarahana miasa amin’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny rafitra iraisam-pirenena (système des Nations Unies).
Hamaky ny tohinyMitombo sy nahazo vahana tao anatin’ny 3 taona tamin’ny lafivalon’ny nosy ny fanomezan’asa sy fitsinjovana ny fianakaviana marefo amin’ny alalan’ny tetikasa « Asa tanamaro », izay tafiditra ao anatin’ny politika nasionaly momba ny fiahiana ara-tsosialy na ny PNPS tafapetraka ny taona 2015, ka ny minisiteran’ny mponina sy ny fampiroboroboana ny vehivavy na ny MPPSPF.
Hamaky ny tohinyNanomboka omaly alarobia 16 mey ary haharitra efatra andro, ilay tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia andiany fahasivy, karakarain’ny ESCOMA etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Betsaka ny Malagasy tena liana amin’ity hetsika izay manome vahana kokoa ny vokatra Malagasy ity.
Hamaky ny tohiny