- Zoma 13 Aprily 2018
Sosialy.Karazan-doka Miha mahazo vahana indray
Mitombo isa hatrany ny Malagasy tia miloka amin’izao. Tsy mifidy saranga na taona intsony fa hatramin’ny ankizy mpianatra aza tafarotsaka koa.
Hamaky ny tohinyMitombo isa hatrany ny Malagasy tia miloka amin’izao. Tsy mifidy saranga na taona intsony fa hatramin’ny ankizy mpianatra aza tafarotsaka koa.
Hamaky ny tohinyNotanterahina nanomboka androany, ary hifarana rahampitso alarobia 11 aprily ny fiofanana nomen’ny CNaPS ho an’ireo mpiasan’ny orinasa miankina na tsy miankina. Tetsy amin’ny “groupe Axian” Andraharo no nanaovana izany, ary ity farany rahateo no nanatona ny CNaPS satria te – hahalala ny zon’izy ireo.
Hamaky ny tohinyNisondrotra indray ny vidin-tsolika, ka 70 Ar isaky ny litatra izany ho an’ny lasantsy sy ny gazoala ary 30Ar kosa ho an’ny solika fandrehitra.
Hamaky ny tohinyMbola sahy minia manakipy maso ve ny fitondrana ankehitriny amin`izao toe-draharaham-pirenena amin`izao ? Tafalatsaka ao anaty fahantrana ny Malagasy ankehitriny.
Hamaky ny tohinyUkraine no firenena manana elanelana ambany indrindra ny amin’ny mahantra sy ny manankarena eto ambonin’ny tany. Tarafina amin’ny vola miditra amin’ny tsirairay izany izay hita ho mitovitovy daholo.
Hamaky ny tohiny10% monja amin’ny mpiasa mpikarama no manana fiahiana ara-tsosialy. Antony mahatonga ny fahaverezan-jo ny tsy fahafantarana ny lalàna ka nahatonga ny CNaPS sy ny FJKM hiaraka hiasa.
Hamaky ny tohiny