- Alarobia 16 Mey 2018
Sosialy.ERIC FOU HEHY Manomboka mihatsara ny fahasalamany
Efa mihatsara ny toe-pahasalaman’i Eric Fou hehy ankehitriny, raha somary nampanahy kely teo aloha.
Hamaky ny tohinyEfa mihatsara ny toe-pahasalaman’i Eric Fou hehy ankehitriny, raha somary nampanahy kely teo aloha.
Hamaky ny tohinyNotoherin’ny mponina hatramin’ny farany ny fikasan’ny polisy kaominaly iraky ny CUA hanala ny tetezan-kazo mampitohy an’ity toerana ity amin’ireo cité eny Ivandry noho ny fitarainan’ny teratany Karana manorin-trano handalovan’ity tetezana ity fa simban’ny dobo Charmille ny fanambanin’ny tamboho vatony izay ambarany fa efa mitolila ka mila fanarenana.
Hamaky ny tohinyHatreto aloha dia kely hatrany ny fanantenana amin’ny famahana ny krizy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNoraran’ny kaomisarian’ny polisy ao amin’ny boriborintany faha-8 eny Analamahitsy tsy hivarotra ny sabotsy 12 mey teo ireo mpivarotra amoron-dalana miainga eo amin’ny fivarotan-tsolika Total ka hatreny amin’ny sampanana hidina any amin’ny Cité sy ny Jirama Analamahitsy iny.
Hamaky ny tohinyMiakatra andro aman’alina ny vidim-piainana eto amintsika. Raha somary nahitana fihenany kely ny vidim-bary dia any amin’ireo kojakoja fampiasa amin’ny fiainana andavanandro indray no tena ahitana izany toy ny menaka, ny siramamy, ny savony…
Hamaky ny tohinyHita ho kaodikaody be ihany ny mpanao hetsika ara-barotra manoloana ny krizy politika misy eto Madagasikara. Rehefa fotoana manakaiky ny fetin’ny reny tahaka izao dia maro no mamandrika toerana hanaovana dokambarotra, araka ny tatitry ny tompon’andraikitra iray.
Hamaky ny tohiny