- Alakamisy 19 Aprily 2018
Sosialy.4 taona izao ny fifindra-monina any Soaniedanana Hitarin’ny Hafari any an-toeran-kafa
Feno efa-taona amin’ity taona 2018 ity sahady ilay tetikasa fifindra-monina karakarain’ny fikambanana HAFARI Malagsy eny amin’ny PK 67 Soaniedanana, làlam-pirenena fahaefatra. Fahombiazana tanteraka no azo tamin’izany,
Hamaky ny tohiny