• Zoma 01 Jona 2018
Sosialy.Sitabaomba Ivato Mafotaka indray ny ady tany

Mitaraina ireo olona rehetra izay mamboly legioma eny amin’ny Sitabaomba Ivato noho ny tsy rariny mahazo azy ireo amin’ny fanapotehana tsotra izao ny volin’izy ireo izay tena miantoka ny fidiram-bolany ataon’ireo hanorina fotodrafitrasa eo amin’ny toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Sosialy.Famatsiana solika niato tany Toamasina Trosa tsy voaloa no antony

Nanomboka ny alatsinainy hatramin’ny omaly alarobia dia filaharana lava be no hita tamin’ireo tobin-tsolika teto Toamasina noho ny tsy fisiany nivoaka avy teo anivon’ny toby fitehirizana izany ao Manangareza Toamasina nanomboka ny zoma lasa teo sy ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Sosialy.Cité Baomba Ivato Mafotaka indray ny ady tany

Mitaraina ireo olona rehetra izay mamboly legioma eny amin’ny Cité Baomba Ivato noho ny tsy rariny mahazo azy ireo amin’ny fanapotehana tsotra izao ny volin’izy ireo izay tena miantoka ny fidiram-bolany ataon’ireo hanorina fotodrafitrasa eo amin’ny toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Mey 2018
Sosialy.Lakandranon’Andriantany Maloto hatrany na dia efa nodiovina aza

Anisan’ny faritra iray tena maloto eto an-drenivohitra ireo toerana lalovan’ny lakandranon’Andriantany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Mey 2018
Sosialy.Reny vao tera-bao etsy Befelatanana Nahazo fanomezana manokana

Ny ankamaroan’ireo renim-pianakaviana tonga miteraka etsy amin’ny hopitalim-panjakana Befelatanana dia saika sahirana ara-pivelomana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2018
Sosialy.Fanadiovana sy fidiovana amin’ny rano Mila ny ezaky ny Malagasy tsirairay

Omaly no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa fampiombonana sy famoriana ireo mpiantsehatra rehetra amin’ny sehatry ny rano sy ny fanadiovana ary ny fidiovana.

Hamaky ny tohiny
FTT