- Talata 12 Jona 2018
Sosialy.Vidin-dranon’ny JIRAMA Hiaka-bidy amin’ny 2019
Hiakatra 3 ka hatramin’ny 4 Ar ny iray litatra amin’ny vidin-dranon’ny JIRAMA manomboka amin’ny taona 2019 raha mbola mijanona ho 0,5 Ar amin’izao.
Hamaky ny tohinyHiakatra 3 ka hatramin’ny 4 Ar ny iray litatra amin’ny vidin-dranon’ny JIRAMA manomboka amin’ny taona 2019 raha mbola mijanona ho 0,5 Ar amin’izao.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny mandeha indrindra ny varotra hani-masaka amin’izao eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMihamahazo vahana hatrany ny ady tany eto amintsika. Ny tena mampalahelo anefa amin’ny ankapobeny dia ilay teny tompony indray no lasa mitondra faisana amin’izy ireny toy ny nahazo an-dRakotonaivo Ignace tompon’ny tany etsy Manjaka Ilafy laharana faha-60 mirefy 3 ha, 72 a, 78 ca.
Hamaky ny tohinyLany andro ny antontanisa momba ny mponina sy mahakasika ny harem-pirenena eo am-pelatanana amin`izao fotoana izao. Zava-dehibe ho an`ny firenena ny hanaovana ny fanisana handrafetana ny politika momba ny fampandrosoana, toekarena sy sosialy, eo amin`ny faritra tsirairay sy ny firenena manontolo amin`ny alalan`ny tetikasa RGPH-3.
Hamaky ny tohinyVinan’ny CNaPS ny hanome fiahiana ara-tsosialy ny mpamokatra ka mahatonga ny Tahirim-pirenena mandray anjara mavitrika isaky ny misy sehatra iarahana amin’ny tantsaha toy ny tamin’ny « andron’ny ronono » teny Alasora ny 1 hatramin’ny 3 jona lasa teo.
Hamaky ny tohinyEto Madagasikara dia mbola vitsy dia vitsy ny mpiasa misitraka ny fiahiana ara-tsosialy satria dia eo ho eo amin’ny 7 % hatramin’ny 10% eo izany. Ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahana ara-tsosialy (CNaPS) dia tsy mitsahatra ny manao ezaka hoentina hanatsarana ny fiainan’ny mpiasa eto amin’nyfirenena.
Hamaky ny tohiny