- Zoma 15 Jona 2018
Sosialy.Zokiolona Maro ireo narian’ny zanany sy ny havany
Maro ireo zokiolona tsy manam-piahy intsony eto amintsika fa narian’ny zanany sy ny fianakaviany. Ho an'ireo tsy manan-janaka dia maro amin’izy ireo no misy manatitra eny amin’ny Foyer de vie Andrainarivo, izay hany toerana tokana eto an-drenivohitra afaka mandray azy ireny.
Hamaky ny tohiny