- Alarobia 20 Jona 2018
Sosialy.Kaominina Ambohitrimanjaka Manavao ireo fotodrafitrasa misy ao aminy
Ho fiomanana amin’ny fetin’ny fahaleovantena amin’ny 26 jona ho avy izao dia manavao ireo fotodrafitrasa misy ao aminy ny kaominina Ambohitrimanjaka izay misy fokontany 25.
Hamaky ny tohiny