• Alatsinainy 09 Jolay 2018
Sosialy.Salon de massage Tena misy mampivaro-tena ireo tovovavy mpanotra sasany

Mitombo isa hatrany ireo “salon de massage” eto amintsika, indrindra fa ny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Sosialy.Vadina mpilalao kitra iraisam-pirenena Manao asa soa ao Brickaville isan-taona

Tsy manadino ireo Malagasy mila ny fanampiany isaky ny mandalo an-tanindrazana i Marinaah Doumbia, teratany Malagasy avy ao Andovoranto Brickaville vadina mpilalao baolina kitra iraisam-pirenena Ivoarianina milalao eo anivon’ny “Sporting Club de Portugal”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo Mahavoa ny 60 %-n’ny ao Vakinankaratra

Tafakatra 60 % amin’izao ireo ankizy lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Sosialy.Eulalie, nanavotra zazakely tra-doza Notoloran’ny Filoha mariboninahitra

Araka ny vaovao sy ny resaka efa nandeha dia tontosa ihany ny fandraisan’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ilay tovovavikely 16 taona, Heriniaina Eulalie Rafaramalala na Eulalie no fiantsoana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Sosialy.Vidin-tsolika eto Madagasikara Midangana noho ny hetra alain’ny fanjakana

Mampikaikaika ny mpanjifa hatrany ny vidin-tsolika misy eto Madagasikara. Misondrotra foana ary rehefa mba midina dia zara raha milatsaka ka tsy mipaka amin’ny sarambabem-bahoaka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Sosialy.Trano fivoahana Malagasy 7, 8 tapitrisa no tsy manana azy

Mbola mahatratra 7, 8 tapitrisa ireo olona tsy manana trano fivoahana manerana ny Nosy raha mahatratra 25 tapitrisa eo ho eo ny Malagasy rehetra Saika manao maloto an-kalamanjana avokoa izy ireo na koa manary maloto any anatin’ireny tata-drano maro isan-karazany ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT