• Zoma 06 Jolay 2018
Sosialy.Fanamboarana moto scooter Asa mahavelona, mahazo 15.000 Ar isan’andro …

Mihamahazo vahana eto amintsika ny asa fanamboarana môtô scooter ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Sosialy.Fahasamihafan’ny vidin’entana eny an-tsena Miankina amin’ny lalàn’ny tolotra sy ny tinady

Mampanontany tena ny mpanjifa maro hatramin’izay ny tsy fitovian’ny vidin’entana eny an-tsena, indrindra fa ny eny amin’ny toeram-pivarotana enta-madinika. Raha 400 Ar ny labozia iray amina toeram-pivarotana iray dia tafakatra 500 Ar ho an’ny toeram-pivarotana hafa tsy lavitra azy akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2018
Sosialy.Hain-trano teny Manarintsoa Afovoany Lasantsy no nampirehetana ny afo…

Mety ho resaka kakay no antony nahatonga ny firehetana trano maro be tetsy Manarintsoa Afovoany omaly maraina tokony ho tamin’ny 1 ora satria nisy nandraraka lasantsy ny varavaran’ny tokantrano iray dia iny no niteraka firehetana tsy voafehy, hoy ny mponina sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2018
Sosialy.Vidin-jiron’ny JIRAMA Tsy hiakatra intsony aloha

Tsy hisy fiakarany intsony aloha ny vidin-jiron’ny JIRAMA amin’ity taona 2018 ity, hoy ny minisitry ny angovo Rasoloelison Lanto, tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2018
Sosialy.Fanajana ny zon’ny mpiasa Mila ezaka Antsiranana , hoy ny CNaPS

Anisan’ireo tanàn-dehibe manana ny toerany amin’ny lafiny ara-toekarena i Antsiranana raha eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2018
Sosialy.Ravalomanana mivady Nanampy sy nankahery ireo niharam-boina

Tsy niandry ela fa tonga nidodododo nankahery ireo naratra sy nitondra teny fampiononana ireo nanana ny namoy ny ainy noho ny lozam-pifamoivoizana omaly tany Andranomena Arivonimamo ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), Marc Ravalomanana sy ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT