- Alatsinainy 02 Jolay 2018
Sosialy.Ady amin`ny ny herisetra mahazo ny ankizy Nampihetsi-po ny “Slam” teny Andohalo
Manjaka ny herisetra mahazo ny ankizy amin`ny lafiny rehetra. Nahafahana niresaka ny zava-mitranga nahazo azy ireo amin`ny fiainana andavanandro, nisy ny fifaninanana nasionaly momba izany amin`ny alalan`ny “Slam Poezia”.
Hamaky ny tohiny