• Alakamisy 12 Jolay 2018
Sosialy.La Réunion kely 13 taona ny ankizivavy dia efa reny

Tanàna kely iray ahitana trangam-piainana maro ny etsy La Réunion kely, Ampefiloha misy ireo trano plastika an-jatony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2018
Sosialy.Fampandrosoana ifotony eny amin’ny faritra Nalaina ny hevitr’ireo ben’ny tanàna

Nisy ny atrikasa ho fanentanana ny drafitra ho fampandrosoana ifotony isam-paritra izay ao anatin’ny tanjon’ny fampandrosoana lovain-jafy tetsy amin’ny Hotel Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2018
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Efa hanamboatra toerana ho azy ireny ny kaominina

Mariky ny fahantran’ny firenena iray ny hamaroan’ireo mpivarotra ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jolay 2018
Sosialy.Famatsiam-bola FEC andiany fahefatra Hodinihina amin’ny alarobia izao ny famotsorana azy

Omaly no natao ny lanonana fanaovam-beloma an’i Patrick Imam, solontena maharitry ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) nonina teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jolay 2018
Sosialy.Raoul Arizaka Rabekoto Misokatra sy miasa miaraka amin’ny rehetra

Seminarista niaraka tamin-dry Mgr Jean Claude Randrianarisoa Evekan’i Miarinarivo sy ry Mgr Jean De Dieu Raoelison ny tale jeneralin’ny CNaPS Raoul Arizaka Rabekoto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jolay 2018
Sosialy.Olan’ny fananan-tany Hihaona amin’ny minisitra ny depiote Naivo Raholdina

Sambany hiditra ny birao fiasan’ny minisitra Mapar Razanamahasoa Christine anio ny depiote Naivo Raholdina , filohan’ny vaomiera mpanadihady ny olana amin’ny fananan-tany eo anivon’ny Antenimieram-pirenena, araka ny nambarany tamin’ny mpanao gazety teny Tsiazotafo-Ambondrona omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT