• Alarobia 29 Aogositra 2018
Sosialy.Olan’ny rano fisotro ao Betafo Antsirabe Ho tonga amin’ny fipoahana ara-tsosialy raha…

Tonga amin’ny nahiana ankehitriny dia ny olana mitranga mahakasika ny rano fisotro madio ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Betafo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Sosialy.Faritra Atsimon’i Madagasikara Mbola manjaka ny tsy fanjarian-tsakafo

Tonga omaly alatsinainy 27 aogositra ary nihaona tamin’ny praiminisitra Ntsay Christian teny Mahazoarivo ny talem-paritry ny fandaharan’asa iraisam-pirenena momba ny sakafo (PAM) aty Afrika atsinanana, Ramatoa Lola Castro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Sosialy.Masoivohon’i Vietnam miasa eto Madagasikara Hijery akaiky ireo tanora sy zokiolona taranaka Vietnamiana

Hijery akaiky ireo tanora sy zokiolona taranaka Vietnamiana eto amintsika ny masoivohon’ity firenena iray ity vaovao Atoa Le Huy Hoang.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Sosialy.Antsirabe Misesisesy ny hain-trano

Sesilany ny hain-trano ao Antsirabe renivohitra ao. Vao tapa-bolana lasa izay dia nitrangana hain-trano goavana tao Mahazoarivo Avaratra ka nahamaizana tranobe iray nisy fianakaviana valo tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Aogositra 2018
Sosialy.Resy ny aretina lefakozatra Nahazo mari-pankasitrahana i Madagasikara

Fongana tanteraka eto amintsika ny aretina lefakozatra mpahazo ny zaza latsaky ny dimy taona ary tsy ahiana intsony ny hisiany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Aogositra 2018
Sosialy.Hain-trano teny Ankazomanga Atsimo Omby 4 kila forehitra, olona an-jatony tsy manan-kialofana

Nisehoana hain-trano goavana teny Ankazomanga Atsimo, omaly zoma atoandro tokony ho tamin’ny 12 ora.

Hamaky ny tohiny
FTT