• Zoma 20 Jolay 2018
Sosialy.Olona kizitina sy mora misafoaka Vokatry ny ratram-po sy ny fahasahiranana

Lasa sarotra iaraha-monina ny ankamaroan’ny olona eny anivon’ny fiarahamonina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2018
Sosialy.Tsenan’Andravoahangy Mbola betsaka ireo olana sedrain’ny mpivarotra

Mbola betsaka ireo olana sedrain’ireo mpivarotra eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy amin’izao. Ho an’ireo mpivarotra miisa 1.600 mivelona amin’ny fivarotana « confection » ao ambadiky ny CSB II dia nambaran’ny delegen’ny tsena Atoa Germain Razafimandimbiarivony fa ny fanariana ny fako no mbola tena olan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Sosialy.Savorovoro tany Betafo sy Antsirabe Zaza iray maty, voaroba sy may ny tanàna

Ny zazakely 18 volana maty, trano niisa 7 no rava sy potika ary norobain’ny vahoaka, ka toeram-pivarotana ny 4 tamin’ireo, fiara niisa 3 ihany koa no potika sy norobaina niaraka tamin’ny kisoa manodidina ny 40 sy vokatra an-taoniny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Raikitra ny fanesorana ireo mpivarotra tsy ara-dalàna

Natomboka omaly talata 17 jolay 2018 ny hetsika lehibe izay fanalana sy fandaminana ireo mpivarotra amoron-dalana teny amin’ny faritra Analakely sy ny manodidina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Betsaka ireo tsy manana toeram-panariana rano maloto sy fako

Tsy manana toeram-panariana fako sy ny rano maloto avokoa ny ankamaroan’ireo mpivarotra amoron-dalana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jolay 2018
Sosialy.Tsy fananan’asa mianjady amin’ny tanora Ny traikefa no mbola tena lesoka

Misy ny asa eto amintsika, hoy ny “Management Ressources Humaines” (MRH) omaly fa anisan’ny vato misakana tsy hahafahan’ireo tanora misitraka izany ny tsy fananany traikefa.

Hamaky ny tohiny
FTT