- Alakamisy 26 Jolay 2018
Sosialy.Fiainana ao anaty loto Lasa fahazaran’ny tokantrano sasany
Lasa fahazaran’ny tokantrano Malagasy sasany ankehitriny ny miaina ao anaty loto.
Hamaky ny tohinyLasa fahazaran’ny tokantrano Malagasy sasany ankehitriny ny miaina ao anaty loto.
Hamaky ny tohinyHo fanehoana ny tsy fahafalian’izy ireo manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsolika matetika eto amin’ny firenena sy ho fanoherana ny fanagejana ara-toekarena misy eto Madagasikara no antony hanaovan’ny avy eo anivon’ny hetsiky ny olom-pirenena leo vidim-piainana miakatra na ny MCI
Hamaky ny tohinyTaorian’ny raharaha nafampana tany Betafo sy tao Avaratsena Antsirabe tamin’ny tapatapak’ity volana jolay 2018 ity dia misamboaravoara be ihany ny toe-draharaham-piarahamonina any an-toerana fa noho ny resaka sy tsaho aelin’ny olon-tsy fantatra dia manjaka be ny fanenjehana fikambanana sy olon-tsotra mahavorivory olona any amin’ireo faritra ireo ankehitriny ka velona ny antsojay maro samihafa.
Hamaky ny tohinyTamin’ny sabotsy 21 jolay lasa teo no nampahafantarina tetsy amin’ny Cité Ampefiloha ny hetsika hotanterahin’ny fikambanan’ny zokiolona ao amin’ny volana septambra 2018.
Hamaky ny tohinyMbola voarara tanteraka hatreto ny fandefasana mpiasa Malagasy mankany amin’ireo tany Arabo toa an’i Liban sy Koweit. Mbola misy anefa ireo agence deplacement minia mikipy ka maka vola aman’olona sy mampanantena asa tsara be ho azy ireny.
Hamaky ny tohinyMisy amin’ireo mpiasa eo anivon’ny Eklesia Episkopaly Malagasy (EEM) no tsy misitraka Fiahiana ara-tsosialy.
Hamaky ny tohiny