• Talata 31 Jolay 2018
Sosialy.Orinasa mitrandraka fasimainty any Toliara Mandeha ny fifandresen-dahatra amin’ny mpanjono

Misy ny fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Toliara sands, izay efa lasa Base Resources ny anarany amin’izao, ary efa nisy ny dingana vita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2018
Sosialy.Fividianana akanjo mafana, bodofotsy Mampitombo ny fandanian’ny isan-tokantrano

Tsy misy izay tsy mikolay ny amin’ny hatsiaka mamirifiry mifafy ny rehetra amin’izao vanim-potoanan’ny ririnina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2018
Sosialy.Ahiana hisavorovoro i Toamasina Hihetsika ny mpivarotra, mpampianatra ary ny “Grand Sud-Est”

Mampanahy ny hisian’ny savorovoro ao Toamasina renivohitra amin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Sosialy.Fampandrosoana ny maha olona Hiainga amin’ny fanetsehana ny harena anatiny

Mbola lavitry ny afo ny kitay raha mijery ny laharan’i Madagasikara amin’ny fampandrosoana ny maha-olona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Sosialy.Varotra Friperie Mamelona fianakaviana maro , 300.000 Ar ny balle iray

Lasa mamelona olona maro ny varotra friperie eto amintsika. Mahazo tombony 100.000 Ar isaky ny balle mantsy izy ireny rehefa tena mandeha ny tsena. Amin’ny vanim-potoana ririnina tahaka izao dia be fividy hatrany ireo akanjo mafana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Sosialy.Antananarivo sy ny manodidina Mitombo isa isan’andro ny tsy salama saina

Mitombo isan’andro ireo adala eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Tsy amin’ny andro mafana toy ny mahazatra intsony no mampirongatra azy ireny fa efa feno ihany koa na dia amin’ny andro mangatsiaka toy izao aza. Betsaka ireo tsy hampoizina amin’ireny olona adala ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT