- Zoma 03 Aogositra 2018
Sosialy.Tsena Soamanatombo Tsy misy kolikoly izany, hoy ny lehiben’ny tsena
Raha niverimberina tamina gazety iray mpiseho isan’andro teto an-drenivohitra tato ho ato fa misy kolikoly ny fizarana tsena ao amin’ny tsenan’i Soamanatombo dia nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny lehiben’ny tsena Atoa Ramananjatovo Dimiherisoa Fidèle.
Hamaky ny tohiny