Sosialy

Lafarinina sy vary simba 200 gony mbola saika hamidy


  • Alatsinainy 03 Septambra 2018

Teo am-pisivanana ny entana mba hatobaka eny an-tsena,

 

 

 hamidy varoboba amin’ny mpanjifa no tra-tehaky ny avy amin’ny sampandraharahan’ny varotra sy ny fanjifana ao SAVA tamina mangazay iray tao Sambava ireo lafarinina sy vary simba 200 gony miampy Spaghetti sy paty 100 baoritra efa simba ireo, nandritra ny fisafoana sy fanaraha-maso tampoka nataon’izy ireo ny 29 aogositra teo. Nandray fepetra avy hatrany ka nakatona tsy nisy hatakandro ilay mangazay ary noraofina avokoa ireo entana simba sy sakafo tao anatiny ka nopotehina tany ivelan’ny tanàna mba tsy hanimba ny tontolo iainana, nalevina mba tsy ho azo raofina ary nodorana.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT