Sosialy

Mpandraharaha mpanafatra vary Miomana hiatrika ny maitso ahitra


  • Zoma 07 Septambra 2018

Tao Toamasina ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana ramatoa Yvette Sylla, omaly, nifampitafa sy nidinika tamin'reo mpandraharaha mpanafatra vary,

 nametraka rindrandamina hitsinjovana sahady ny famatsiam-bary eto amin'ny Nosy amin'ny fotoanan'ny maitso ahitra ho avy, izany hoe ny volana oktobra 2018 hatramin'ny jona 2019. Nanambara mazava moa ny minisitra fa fanampy na fameno ihany ny vary hafarana, tombanana eo amin’ny 210.000 taonina eo, fa tsara dia tsara ny voka-bary teto amintsika tamin’ity taona ity.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT