- Alarobia 08 Aogositra 2018
Sosialy.Fandraisana an-tanana ireo olona adala Mbola miantona eny Tsimbazaza ny fandaniana ilay lalàna
Mitombo isa hatrany ireo olona adala eto an-drenivohitra ankehitriny. Ankoatra ireo efa tena adalabe mihosom-potaka sy milona anaty maloto dia tsy vitsy ihany koa ireo mitondra fitaovana maranitra sy mivandravandra ka ahiana hamely tampoka mety hahafaty olona mihitsy.
Hamaky ny tohiny
