- Zoma 07 Septambra 2018
Sosialy.Taham-pitadiavana nahandro gasy Niampy 30% tao anatin’ny 5 taona
Hiditra amin’ny andiany faha-5 ankehitriny ilay fetin’ny nahandro gasy fanao isan-taona etsy Andohalo na ny Haify Mampiavana. Araka ny fanazavan’ireo mpikarakara dia tranoheva miisa 40 eo no handray anjara amin’izy ity ny 21 ka hatramin’ny 23 septambra izao.
Hamaky ny tohiny