• Zoma 14 Septambra 2018
Sosialy.Fampiofanana ny tantsaha Mahatsara hatrany ny vokatra

Mandray anjara amin’ny Tsenabe iraisam-pirenena mahakasika ny ara-pamokarana (FIA) andiany faharoa etsy amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Sosialy.Mitobaka ny entana lany daty Variana amin`ny politika ny minisitera tompon’andraikitra

Mitobaka indray ny entana lany daty eto an-toerana. Tamin`ny fiandohan`ny volana septambra dia nahatrarana vary simba 200 gony sy paty “spaghetti” 100 baoritra lany daty tany Sambava ka nodorana avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Sosialy.Andranomanalina sy Isotry Diovina ny lakandranon’Andriambeloma

Naharitra efa-bolana teo ny asa fanadiovana sy ny fanamboarana ireo lakandrano manary ny rano maloto hivarina any amin’ny lakandrano na « canal »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Sosialy.Vidin-tsolika Mety mbola hitombo 400 ariary

Niakatra 50 ariary nanomboka omaly ny vidin’ny solika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Septambra 2018
Sosialy.Vidin-tsolika Nisondrotra indray

Hiakatra manomboka anio alarobia 12 septambra indray ny vidin’ny solika eny amin’ny mpaninjara ka lasa 3500 ariary ny litatry ny gazoala , 4150 ariary ny lasantsy ary 2580 ariary kosa ny solika fandrehitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Septambra 2018
Sosialy.Mpandraharaha misehatra amin’ny angovo Hanome vahaolana ny mpitondra

Nampahafantarina omaly fa hisy ny atrikasa goavana izay ho tanterahin-drizareo avy eo anivon’ny fivondronan’ny mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolon’ny angovo na GBPEM ny 14 sy 15 septambra izao etsy Andrefan’Ambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
FTT