- Alatsinainy 03 Septambra 2018
Sosialy.Lafarinina sy vary simba 200 gony mbola saika hamidy
Teo am-pisivanana ny entana mba hatobaka eny an-tsena,
Hamaky ny tohinyTeo am-pisivanana ny entana mba hatobaka eny an-tsena,
Hamaky ny tohinyFotodrafitrasa vaovao telo sosona no vitan’ny fanjakana tao Toliara, ka natolotra ny vahoaka omaly.
Hamaky ny tohinyTsy nino izy raha tsy nahita, saingy nony nahita dia ny famonoan-tena no fanapahan-kevitra maika noraisiny.
Hamaky ny tohinyTrano hazo manodidina ny 20 sy trano lehibe vita amin’ny biriky miisa 5 no rotidrotiky ny afo teny Anosibe Angarangarana, akaikin’ny fiangonana FJKM Ziona Famonjena omaly hariva.
Hamaky ny tohinyMiovaova be ihany ny toetr’andro eto amintsika. Mangatsiaka ny maraina, mihamafana amin’ny antoandro ary migaingaina mila tsy ho zaka mihitsy indraindray.
Hamaky ny tohinyHo afa-pahasahiranana ireo zokiolona mpandray vola fisotroan-dronono eny Ivato.
Hamaky ny tohiny