• Alakamisy 30 Aogositra 2018
Sosialy.Kaominina Antananarivo Renivohitra Mitaiza ny mponina amin'ny fanadiovana

Niara-nanatanteraka fanadiovana faobe, omaly, ny mpiasan'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra rehetra notarihin’ny Lefitry ny Ben'ny tanàna Emilien Ramboasalama sy ny Delegen'ny boriborintany fahefatra Ramahandrimanana Solofoniaina Daniel,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Sosialy.Vehivavy voafonja Homanina hiverina amin`ny fiarahamonina

Henjana sy mety hitarika fahafatesana hatrany ny hasarotry ny fiainana any am-ponja noho ny sakafo tsizarizary, fahateren’ny fonja, toeram-pidiovana tsy mendrika ary fitsaboana ara-pahasalamana tsy tomombana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2018
Sosialy.Nosy-Be Hell-Ville Niampy ireo fotodrafitrasa isitrahan’ny vahoaka

Notokanana omaly talata 28 aogositra ny fotodrafitrasa fototra tao Nosy-Be Hell-Ville, dia ny ivon-ketra, rano fisotro madio, ny fametrahana ny toby famokarana mandeha amin’ny herin’ny masoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2018
Sosialy.Findramam-bola amin’ny banky Tena mampazoto ny olona rehefa fidiran’ny mpianatra

Vanim-potoana iray tena mampazoto ny olona hindram-bola ny ankatoky ny fidiran’ny mpianatra tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2018
Sosialy.Olan’ny rano fisotro ao Betafo Antsirabe Ho tonga amin’ny fipoahana ara-tsosialy raha…

Tonga amin’ny nahiana ankehitriny dia ny olana mitranga mahakasika ny rano fisotro madio ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Betafo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Sosialy.Faritra Atsimon’i Madagasikara Mbola manjaka ny tsy fanjarian-tsakafo

Tonga omaly alatsinainy 27 aogositra ary nihaona tamin’ny praiminisitra Ntsay Christian teny Mahazoarivo ny talem-paritry ny fandaharan’asa iraisam-pirenena momba ny sakafo (PAM) aty Afrika atsinanana, Ramatoa Lola Castro.

Hamaky ny tohiny
FTT