• Alarobia 12 Septambra 2018
Sosialy.Fandotoana tanàna Efa lasa aretin’ny Malagasy

Tsy Antananarivo ihany fa saika manerana ny nosy ankehitriny dia maloto ny tanàna. Nikolay avokoa ireo mponina avy niala sasatra nohadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Sosialy.Mitaraina ny vahoaka Aza korontanina izahay

Na tsy mba manana sehatra firy hitenenana aza ny olon-tsotra sy ny olom-pirenena, dia mazava fa leo korontana. Maniry ny hirosoana amin’ny fifidianana, saingy mila araka ny lalàna sy ny rariny ary ny hitsiny izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Sosialy.Ambatondrazaka Efa ho lava ny delestazy

Tapaka matetika ny herinaratra ao an-drenivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Sosialy.Vidim-bary niakatra Mampikaikaika ny tokantrano maro

Manomboka mimonomonona ny Malagasy ny amin’ny fiakaran’ny vidim-bary amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Sosialy.Orinasa Socolait Hanamafy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiompy

Nanana olana tamin’ny akora fototra nampiasainy teo aloha ny orinasa Socolait ka nanery azy hanafatra vovo-dronono tany ivelany. Efa niravona tanteraka ankehitriny ny olana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Sosialy.Fambolena sy fiompiana eto Madagasikara Mila matihanina ireo mpisehatra aminy

Nampahafantarina omaly alakamisy tetsy amin’ny hotely Le Louvre Antaninarenina ny fisian’ny foara lehiben’ny fambolena sy fiompiana andiany faharoa (FIA).

Hamaky ny tohiny
FTT