Sosialy

Fokontany Faravohitra Nitrangana hain-trano koa


  • Zoma 05 Oktobra 2018

Nisesisesy mihitsy tato ho ato ny hain-trano teto Madagasikara. Niandoha tamin’ilay famaizan-trano niisa 400 tao Mananjary izany ary nitohy tamin’ny famaizan’ala mirefy 120 ha mahery tao Moramanga ny 2 oktobra teo.

Nitrangana hain-trano indray koa omaly maraina tetsy Faravohitra. Menaka raraka avy ao amina tranombarotra iray moa, raha ny fampitam-baovao, no niteraka ny afo. Na izany aza dia tsy nisy ny aina nafoy saingy miisa 9 kosa ireo trano may, raha ny fampitam-baovao voaray, ary nisy koa ny famaizan’ireo entana.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT