• Talata 18 Septambra 2018
Sosialy.Fofona maimbo niparitaka tao Toamasina Efa fantatra ilay orinasa nivoahany

anisan’ny vaovao iray nalaza be tao Toamasina, herinandro maromaro lasa izay ny fisian’ilay fofona maimbo nanempotra sy nankarary tratra olona maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Sosialy.Fifaninana vadintany sy mpanao lavanty matihanina Mpiadina 150 no horaisina manerana ny Nosy

Handray vadintany sy mpanao lavanty matihanina miisa 150 ny Ministeran’ny Fitsarana amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Sosialy.Nangalarina tao amin’ny hopitaly Nisy nametraka teo an-dalana ilay zaza

Vao teraka telo andro monja no nisy nangalatra tao amin’ny CHU Androva Mahajanga ny 12 septambra teo ny zazakely antsoina hoe i Maminirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Sosialy.« La Réunion kely » Ampefiloha Trano 14 may kilan’ny afo

Trano 14 no may kilan’ny afo tetsy « La Réunion kely » Ampefiloha ny alahady vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny 3 ora. Tsy nisy ny aina nafoy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Sosialy.Tovonanahary Rabetsitonta Olan’ny tantsaha ny tsy fananam-bola

Tsy afaka mividy masomboly sy zezika akory ny ankamaroan’ny tantsaha eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny Antoko Politika Grad Iloafo Tovonanahary Rabetsitonta. Antony ny tsy fananan’izy ireo vola, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Sosialy.Namontana Nesorina ireo mpivarotra amoron-dalana

Noho ny toromarika avy amin’ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, ny kolonely Ramboasalama Emilien ary noho ny fahitana fa maloto sy mikorontana ny tsenan’i Namontana sy ny manodidina, dia nanala ireo mpivarotra amoron-dalana sy nandamina ny tsena,

Hamaky ny tohiny
FTT