• Alatsinainy 24 Septambra 2018
Sosialy.Hain-trano tao Tanambao V Misy olana ny fanisana ireo traboina

Efa manomboka misy mitaraina fa na traboina noho ilay hain-trano goavana tao Tanambao V aza izy ireo dia tsy nahazo fanampiana. Eo koa anefa ireo traboina miteny fa misy tsy may trano akory ireo mahazo fanampiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Sosialy.CUA sy ONG Positive Planète Hanatsara ny fari-piainan’ireo mpaka fako miisa 1.000

Mpaka fako miisa 1.000 eto amin’ny tanànan’Antananarivo no hisitraka ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny ONG Positive Planète International.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2018
Sosialy.Fako mivangongo eto an-drenivohitra Efa nanome kamiao telo hanampiana ny SAMVA ny kaominina

Feno fako mivangongo indray eto an-drenivohitra. Faritra maro no miaina anaty loto tanteraka toy ny eny Anosibe, Anosipatrana, Andavamamba, Andravoahangy ...

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2018
Sosialy.Fiakaran’ny vidim-piainana Ny vahoaka hatrany no mizaka ny mafy

Takon’ny raharaham-pifidianana ny fahasahiranam-bahoaka. Miakatra ny vidin-tsolika, miakatra ny saran-dalana, misondrotra ny vidim-bary,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2018
Sosialy.Loza amin’atambo Zaza efa 8 volana an-kibo nariana an-tatatra

Olona sendra nandalo teo amin'ny lakandranon’i Vasta no nahatsikaritra harona sachet miosona ra ka nampandre ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2018
Sosialy.Volobe na bambou Karazan-kazo hahafahana miady amin’ny fandripahana ala

Manana karazana volobe na bambou miisa 46 isika eto Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT