Sosialy

IKOLO Mikarakara ny olombelona amin’ny vokatra natoraly


  • Sabotsy 13 Oktobra 2018

Ny natoraly no tena tsara hampiasaina hikoloana ny vatana mba tsy hisy fiantraikany ratsy rehefa any aoriana. Anisan’izany ny fikarakarana ny volo, ny tarehy…

 

 

.fikarohana nataon-dRakotomalala Norohariliva mpamorona ny Ikolo. Omaly no nampahafantariny tamim-pomba ofisialy teny amin’ny Maison Jean Laborde Andohalo ny fisian’izany, orinasa izay marihina fa vonona tanteraka ny hiaro ny tontolo iainana ihany koa. Mangataka ny hamerenana ny tavoahangy  nisy ireo vokatra  nampiasain’ny mpanjifa novidiana tao aminy mantsy ny Ikolo hisorohana ireo karazana palstika tsy hiparitaka eny rehetra eny. Tsiahivina moa fa mampiasa olona dimy ny Ikolo ankehitriny, orinasa kely izay tsiahivina fa Green Youth no anarany teny am-piandohana.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT