Sosialy

Fandraisana polisy Bakalôrea no diplaoma hotakiana manomboka amin’ny 2021


  • Sabotsy 13 Oktobra 2018

Hiova ny diplaoma takiana handraisana ireo tovolahy na tovovavy Malagasy maniry hiditra ho polisim-pirenena manomboka amin’ny taona 2021.

 

 

Raha araka ny fanazavan’ny sekretera jeneralin’ny polisim-pirenena dia hakarina ho Bakalôrea. Ankoatra izay dia nambarany ihany koa fa tsy maintsy manaraka fiofanana avokoa ireo polisy vao nahazo galona rehetra mba hahamatihanina azy ireo amin’ny asany. Anisan’izany izy 126 mianadahy izay vao avy nametrahana galona vaovao  teny Antanimora omaly zoma12 oktobra. Tsiahivina moa fa nahazo ny galona commissaire divisionnaire de police ny iray tamin’izy ireo. Commissaire de police ny 16, ofisie ny 26,  inspektera ny 83. Nanatrika ny lanonana ny controleur general de police Razafindrazaka Berthin.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT