- Alarobia 26 Septambra 2018
Sosialy.Asa eny anivon’ny kaominina Teknisianina 20 nahazo fiofanana teto Analamanga
Mbola mila fanatsarana be dia be ny asa eny anivon’ny kaominina ankehitriny, indrindra fa ny any ambanivohitra.
Hamaky ny tohinyMbola mila fanatsarana be dia be ny asa eny anivon’ny kaominina ankehitriny, indrindra fa ny any ambanivohitra.
Hamaky ny tohinyOmaly talata 25 septambra no nampahafanatarana tetsy amin’ny AFT Andavamamba ny fisian’ny hetsika hankalazana ny sakafo Malagasy sy ny manodidina azy izay atao ao ihany ny 28 hatramin’ny 30 septambra ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNanala ireo petadrindrina sy nanadio nanomboka teo amin’ny tetezan’i Behoririka hatrany Besarety ny avy ao amin’ny boriborintany fahatelo ao anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny sabotsy 22 septambra 2018 teo, nanomboka tamin’ny 7 ora sasany maraina.
Hamaky ny tohinyVitsiana sisa ireo koperativa tsy nanondrotra ny saran-dalany ho 500 Ar eto an-drenivohitra hatramin’ny fiandohan’ny volana septambra no ho mankaty.
Hamaky ny tohinyVita ny asa fanorenana ny tsena vaovaon’ny tantsaha, nampitondraina ny anarana hoe : tsena Fivoarana ao amin’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyFikambanana vao niorina roa volana izay ny Fikambanana Tena Namana Miara-dia tarihin’ny filohany Rtoa Novah Colombe.
Hamaky ny tohiny