Sosialy

“Tanora Manova Rasa” Hiaro ireo 90 %-n’ny Malagasy mahantra


  • Alarobia 17 Oktobra 2018

Namoaka ny andiany voalohany ny Tanora Manova Rasa ( TMR) izay miara-miasa akaiky amin’ny “Friederich Ebert Stiftung”.

 

 

Tetsy amin’ny CGM Analakely no nanatanterahana ny lanonana omaly ka nahafantarana fa nianatra nandritra ny 12 volana izy 20 mianadahy navoaka ireto. Anisan’ny nanofanana azy ny asa famohazana ireo valalabemandry na ny 90 %-n’ny Malagasy izay miaina ao anaty fahantrana na hiharan’ny tsindry hazolena. Haka fahefana amin’ny alalan’ny demokrasia tsy misy herisetra izy ireo aorian’izao fivoahany izao ary hanova rasa ihany koa. Tanjon’ny TMR moa ny hiady amin’ny fahantrana eto Madagasikara ary hanova ny rafitra misy mihitsy hahafahan’ny rehetra misitraka ny harem-pirenena ara-drariny. 25 mianadahy izy ireo no nanaraka ny fiofanana tany am-piandohana saingy 20 sisa no nahavita hatramin’ny farany.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT