• Zoma 28 Septambra 2018
Sosialy.Toamasina Renivohitra Miparitaka ny vola sandoka 10.000 ariary

Ireo mpivarotra “friperies” indray no tena lasibatra amin’ny resaka vola sandoka ka ireo vola 10.000 ariary izay sarotra ny manavaka azy amin’ny tena izy noho ireo laharam-bola samy manana ny azy sy ny endriny mitovy amin’ny vola tena izy no miparitaka ao Toamasina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Sosialy.Fanavaozana ny entana ao an-tokantrano Mitsinjo hatrany ny mpanjifa ny Baolai

Ao anatin'ny vaninandro fialantsasatra tanteraka izao ny tokantrano malagasy maro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Sosialy.Fiaraha-miasan’ny CNaPS sy Fanilo FLM Toamasina Manentana ny mpino hanana fiahiana ara-tsosialy

Fanindroany izao no nandray atrikasa fiofanana karakarain’ny CNaPS (na ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy) ny synodam-paritany Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Sosialy.Fanohanana an’i Madagasikara Nanolotra vary sy fanafody i Inde

Natolotra tetsy amin’ny foiben’ny birao nasionalin’ny fitantanana ny loza ara-boajanahary (BNGRC) tetsy Antanimora ny fanomezana maimaimpoana avy amin’ny governemanta Indiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Sosialy.Fokontany Amorona Boriborintany faha-6 Nidina ifotony nijery ireo tantsaha ny depiote Horace

Notohizana ny alarobia 26 septambra 2018 teo ny fidinana ifotony ho fanohanana ireo tantsaha nataon'ny Depiote TIM, Rasoanoromalala Marie Horace tamin'ny alalan’ny asa fanatevenana ny « diguette » tao amin’ny fokontany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Sosialy.Tanjon’ny fampandrosoana lovain-jafy Mbola mila ezaka be i Madagasikara

3 taona katroka omaly no nifidy ary nifanaiky ny hanatratra ny tanjon’ny fampandrosoana maharitra (ODD) ireo filoham-panjakana sy mpitantana avy amin’ny firenena 133 manerana izao tontolo izao.

Hamaky ny tohiny
FTT